Matthew 24:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izay andro izay dia hisy fahoriana lehibe, izay mbola tsy nisy toy izany hatrizay niandohan’izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny sady tsy hisy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe izay tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny nahariana izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, ary tsy hisy toy izany intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany mantsy, dia hisy fijaliana lehibe izay tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny niandohan’izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy toa azy intsony koa.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan'izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izay andro izay dia hisy fahoriana lehibe, izay mbola tsy nisy toy izany hatrizay niandohan’izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny sady tsy hisy intsony.
malagasy
Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan'izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony.