Matthew 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy hafohezina izany andro izany dia tsy misy nofo ho voavonjy; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha tsy nohafohezina izany andro izany, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa noho ny olom-pinidy dia hohafohezina izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy efa nanapa-kevitra hanafohy ireo andro ireo Andriamanitra, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa noho ny olom-boafidiny, dia hohafohezin’Andriamanitra ireo andro ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy hafohezina izany andro izany dia tsy misy nofo ho voavonjy; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.
malagasy
Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.