Matthew 24:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha misy miteny aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ Izy, aza mino izany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha misy milaza aminareo hoe: Indro atỳ i Kristy, na hoe: Arỳ Izy›, aza mino ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany, raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro atỳ ny Mesia », na hoe: «Arỳ Izy», dia aza mino.
Malagasy Bible 1865
Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro,y Kristy, na: Indro, ar; aza mino ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha misy miteny aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy*, na: Indro, arỳ Izy, aza mino izany ianareo.
malagasy
Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro,y Kristy, na: Indro, ar; aza mino ianareo.