Matthew 24:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa voalazako taminareo rahateo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro voalazako aminareo rahateo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay àry, fa efa voalazako mialoha taminareo izany.
Malagasy Bible 1865
Indro, voalazako aminareo rahateo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa voalazako taminareo rahateo izany.
malagasy
Indro, voalazako aminareo rahateo izany.