Matthew 24:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany, raha misy miteny aminareo hoe: Indro, any an-tany efitra Izy, aza mankany ianareo; indro, ao amin’ny efitrano Izy dia aza mino izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha misy milaza aminareo hoe: Indro any an’efitra Izy, aza mankany ianareo; indro any amin’ny efitrano mangingina Izy, aza mino izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro any an-taniefitra ny Mesia», dia aza mankany; na hoe: «Indro ato amin’ny toera-miafina ato Izy», dia aza mino.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany ianareo; Indro, ao amin'ny efi-trano Izy, aza mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany, raha misy miteny aminareo hoe: Indro, any an-tany efitra Izy, aza mankany ianareo; indro, ao amin’ny efitrano Izy dia aza mino izany.
malagasy
Ary amin'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany ianareo; Indro, ao amin'ny efi-trano Izy, aza mino.