Matthew 24:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny tselatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho tahaka ny tselatra, mipoitra avy any atsinanana ka manazava hatrany andrefana, no fiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny tselatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’Olona*.
malagasy
Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.