Matthew 24:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva Izy dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka niteny hoe: Lazao aminay izay andro hahatongavan’izany ary izay ho famantarana ny fiavianao sy ny fahataperan’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitry ny Oliva Izy, dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka nanao hoe: «Lazao anay izay andro hahatongavan’izany, sy ny famantarana ny hiavianao mbamin’ny hahataperan’izao tontolo izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Analanôliva i Jesoa; dia nanatona Azy manokana ireo mpianany ka nanao hoe: –Lazao aminay izay fotoana hahatongavan’izany ary izay hamantarana ny fiavianao sy ny fiafaran’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva Izy, dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka nanao hoe: Lazao aminay izay andro hahatongavan'izany, ary izay ho famantarana ny fihavianao sy ny fahataperan'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva Izy dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka niteny hoe: Lazao aminay izay andro hahatongavan’izany ary izay ho famantarana ny fiavianao sy ny fahataperan’izao tontolo izao.
malagasy