Matthew 24:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mianara ny fanoharana ny amin’ny aviavy: Raha vao mitsiry ny rantsany ka mandravina dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Makà fanoharana amin’ny aviavim-bazaha; raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina izy, dia fantatrareo fa efa antomotra ny fahavaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raiso ho anatra ity fanoharana avy amin’ny aviavy ity: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny fahavaratra.
Malagasy Bible 1865
Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mianara ny fanoharana ny amin’ny aviavy: Raha vao mitsiry ny rantsany ka mandravina dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
malagasy
Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.[aviavimbazaha]