Matthew 24:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky, efa eo am-baravarana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia toy izany koa, rehefa hitanareo izany rehetra izany, fantaro fa efa antomotra mby eo am-baravarana ny Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia fantaro fa efa akaiky ny Zanak’olona ary mby eo am-baravarana.
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky mby eo am-baravarana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky, efa eo am-baravarana Izy.
malagasy
Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky mby eo am-baravarana Izy.[Na: izany]