Matthew 24:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny tamin’ny andron’i Noa dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tahaka ny tamin’ny andron’i Nôe, dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tahaka ny tamin’ny andron’i Noà, dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny andron'i Noa, dia ho tahaka izany koa ny fihavian'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny tamin’ny andron’i Noa dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’Olona*.
malagasy
Fa tahaka ny andron'i Noa, dia ho tahaka izany koa ny fihavian'ny Zanak'olona.