Matthew 24:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny tamin’ny andro mialoha ny safodrano koa, raha nihinana sy nisotro ny olona ary nampaka-bady sy namoaka ny ampakarina, mandra-piavin’ny andro izay nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tamin’ny andro nialoha ny safodrano, dia nihinana sy nisotro ary nampaka-bady sy namoa-jazavavy ny olona, mandra-pahatongan’ny andro nidiran’i Nôe tao amin’ny sambo fiara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tamin’ireo andro nialoha ny safodrano dia nihinana sy nisotro ary nampaka-bady na nampakarina ny olona, mandra-pigadon’ny andro nidiran’i Noà tao amin’ny sambofiara,
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny tamin'ny andro fony tsy mbola tonga ny Safo-drano, ka nihinana sy nisotro ny olona ary nampaka-bady sy namoaka ny ampakarina, mandra-pihavin'ny andro izay nidiran'i Noa tao amin'ny sambo-fiara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny tamin’ny andro mialoha ny safodrano koa, raha nihinana sy nisotro ny olona ary nampaka-bady sy namoaka ny ampakarina, mandra-piavin’ny andro izay nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara,
malagasy