Matthew 24:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nahafantatra izy ireo raha tsy tonga ny safodrano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy nahalala izy ireo raha tsy efa tonga tokoa ny safodrano izay nandringana azy rehetra: dia ho toy izany indrindra ny fiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy nanampo na inona na inona ny olona mandra-pahatongan’ny safodrano izay nandringana azy rehetra. Dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
ary tsy fantany mandra-pihavin'ny Safo-drano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nahafantatra izy ireo raha tsy tonga ny safodrano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’Olona.
malagasy
ary tsy fantany mandra-pihavin'ny Safo-drano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.