Matthew 24:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: Tandremo sao hisy hamitaka anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Tandremo fandrao hisy hamitaka anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.