Matthew 24:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany dia hisy roa lahy any an-tsaha; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany, amin’ny olona roa lahy izay ho sendra eny an-tsaha, dia horaisina ny iray, ary havela ny iray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany, hisy roa lahy tafaraka eny an-tsaha; ka ny iray halaina, ny iray havela;
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany dia hisy roa lahy any an-tsaha; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
malagasy
Ary amin'izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.