Matthew 24:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny vehivavy roa izay hiara-manodina ny fikosohan-dafarina, dia horaisina ny anankiray, ary havela ny iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hisy roa vavy miara-mikoso-bary: ka ny iray halaina, ny iray havela.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
malagasy
Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.