Matthew 24:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hiavian’ny Tomponareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Koa miambena àry, fa tsy fantatrareo izay tapak’andro hiavian’ny Tomponareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa miambena àry, fa tsy fantatrareo izay andro hiavian’ny Tomponareo.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian'ny Tomponareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hiavian’ny Tomponareo.
malagasy
Koa amin'izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian'ny Tomponareo.