Matthew 24:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, miomàna koa ianareo; fa amin’izay ora tsy ampoizinareo no hiavian’ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry ho vonona koa ianareo, fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, aoka ho vonona hatrany koa ianareo, fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Koa miomana kosa ianareo; fa amin'izay ora tsy ampoizinareo no hihavian'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, miomàna koa ianareo; fa amin’izay ora tsy ampoizinareo no hiavian’ny Zanak’Olona.
malagasy
Koa miomana kosa ianareo; fa amin'izay ora tsy ampoizinareo no hihavian'ny Zanak'olona.