Matthew 24:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka mahita azy manatanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izany mpanompo izany raha tonga ny tompony ka mahita azy manao izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra io mpanompo io raha tonga ny tompony ka mahita azy manao raharaha toy izany.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka mahita azy manatanteraka izany.
malagasy
Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany.