Matthew 24:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy avy eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lazaiko marina aminareo fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa hotendren’ny tompony hiadidy ny fananany rehetra izy.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy avy eo.
malagasy
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.