Matthew 24:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka mikapoka ny mpanompo namany ary miara-mihinana sy misotro amin’ny mpimamo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mikapoka ny mpanompo namany izy sy miara-mihinana sy misotro amin’ny mpimamo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hihetraketraka amin’ireo mpanompo namany sady hanaram-po hihinana sy hisotro miaraka amin’ny mpimamo,
Malagasy Bible 1865
ka dia mikapoka ny mpanompo namany izy ary mihinana sy misotro amin'ny mpimamo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka mikapoka ny mpanompo namany ary miara-mihinana sy misotro amin’ny mpimamo,
malagasy
ka dia mikapoka ny mpanompo namany izy ary mihinana sy misotro amin'ny mpimamo,