Matthew 24:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hokapohiny mafy izy sady homeny anjara miaraka amin’ny mpihatsaravelatsihy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka horoahiny izy ary haraikiny ho any amin’ny mpihatsaravelatsihy ny anjarany: any no hisy fitomaniana sy fikitroha-nify.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosazîny mafy tokoa io mpanompo io ary hataony miombona anjara amin’ny mpihatsaravelatsihy; any izy no hitomany sy hikitro-nify.
Malagasy Bible 1865
dia hotapahiny roa izy ka homeny anjara any amin'ny mpihatsaravelatsihy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hokapohiny mafy izy sady homeny anjara miaraka amin’ny mpihatsaravelatsihy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
malagasy
dia hotapahiny roa izy ka homeny anjara any amin'ny mpihatsaravelatsihy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.[Na: hokapohiny mafy]