Matthew 24:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohoron-tany any amin’ny tany samihafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho hita fa hitsangan-kiady amin’ny firenena ny firenena, ary amin’ny fanjakana ny fanjakana; hisy areti-mifindra sy mosary ary horohoron-tany amin’ny tany samihafa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, hisy koa fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin’ny toerana samihafa.
Malagasy Bible 1865
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohoron-tany any amin’ny tany samihafa.
malagasy
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.