Matthew 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany rehetra izany no ho fiandohan’ny faharariam-piterahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa vao ho fiantombohan’ny fahoriana fotsiny izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany rehetra izany no toy ny santatry ny fanaintainam-piterahana.
Malagasy Bible 1865
Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany rehetra izany no ho fiandohan’ny faharariam-piterahana.
malagasy
Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.[Gr. faharariam-piterahana; izahao 19. 28]