Matthew 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatolony hampijaliana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan’ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany, dia hatolony hampijaliana sy hovonoina ianareo, ary ho halan’ny firenena rehetra noho ny Anarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia hatolotry ny olona ianareo hampijalîna sy hovonoina; ary ho halan’ny firenen-drehetra ianareo, satria miandany amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary dia hatolony ho amin'ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan'ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatolony hampijaliana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan’ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.
malagasy
Ary dia hatolony ho amin'ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan'ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.