Matthew 25:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra dia ho tahaka ny virijiny folo izay nitondra ny fanalany ka niainga mba hitsena ny mpampakatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra, dia ho tahaka ny virjiny folo izay naka ny fanalany, ka lasa nitsena ny mpampakatra sy ny ampakarina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ny Fanjakàn’ny lanitra dia ho tahaka ny amin’ny tovovavy folo izay nitondra ny fanàlany ka lasa hitsena ny mpampakatra.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany ny fanjakan'ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra dia ho tahaka ny virijiny folo izay nitondra ny fanalany ka niainga mba hitsena ny mpampakatra.
malagasy
Ary amin'izany ny fanjakan'ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra.[Na: fanilony]