Matthew 25:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany vao tonga kosa ireo virijiny sisa ka niteny hoe: Tompoko, tompoko, vohay izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka kelikely, dia tonga kosa ireto virjiny sasany ka nanao hoe: ‹Tompoko, tompoko, vohay izahay.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia tonga ireo tovovavy sasany ka nanao hoe: «Tompoko, tompoko, vohay izahay!»
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko, tompoko, vohay izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany vao tonga kosa ireo virijiny sisa ka niteny hoe: Tompoko, tompoko, vohay izahay!
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko, tompoko, vohay izahay.