Matthew 25:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa miambena ianareo, fa samy tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Miambena àry ianareo fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
malagasy
Koa amin'izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.