Matthew 25:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany koa, ilay nandray ny talenta roa dia nahazo tombony roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toraka izany ilay nandray roa dia nahazo tombom-barotra roa koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no nataon’ilay nandray ny denàry 12 000 ka nahazo tombony denàry 12 000.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany koa, ilay nandray ny talenta roa dia nahazo tombony roa.
malagasy
Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony.