Matthew 25:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ilay nandray ny talenta iray kosa dia lasa nihady tany ka nanafina ny volan’ny tompony tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ilay tsy nandray afa-tsy talenta iray kosa, nandeha nihady tany, dia naleviny tao ny volan’ny tompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ilay nandray denàry 6 000 kosa dia lasa nihady tany ka nandevina ny volan’ny tompony.
Malagasy Bible 1865
Fa ilay nandray ny iray kosa dia lasa nihady ny tany ka nandevina ny volan'ny tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ilay nandray ny talenta iray kosa dia lasa nihady tany ka nanafina ny volan’ny tompony tao.
malagasy
Fa ilay nandray ny iray kosa dia lasa nihady ny tany ka nandevina ny volan'ny tompony.