Matthew 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ela dia tonga ny tompon’ireo mpanompo ireo ary nampamoaka azy ireo ny amin’ny volany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ela dia niverina ny tompon’ireo mpanompo ireo, ka nampamoaka azy ny amin’ny volany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ela, dia niverina ny tompon’ireo mpanompo ireo ka nampamoaka azy telo lahy ny amin’ny petra-bolany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ela, dia tonga ny tompon'ireo mpanompo ireo ka nampilaza azy ny amin'ny volany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ela dia tonga ny tompon’ireo mpanompo ireo ary nampamoaka azy ireo ny amin’ny volany.
malagasy
Ary nony ela, dia tonga ny tompon'ireo mpanompo ireo ka nampilaza azy ny amin'ny volany.