Matthew 25:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatona koa ilay nandray ny talenta roa dia niteny hoe: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa hafa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona koa ilay nandray talenta roa, dia nanao hoe: ‹Talenta roa, tompoko, no napetrakao tamiko, ary indro nahazo tombom-barotra roa hafa aho›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona koa ilay nandray denàry 12 000 ary nilaza hoe: «Denàry 12 000, tompoko, no napetrakao tamiko; indro fa nahazo denàry 12 000 hafa tombony aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary nony nanatona koa ilay nandray ny talenta roa, dia hoy izy: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatona koa ilay nandray ny talenta roa dia niteny hoe: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa hafa aho.
malagasy
Ary nony nanatona koa ilay nandray ny talenta roa, dia hoy izy: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa koa aho.