Matthew 25:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony nanatona kosa ilay nandray ny talenta iray dia nilaza hoe: Tompoko, fantatro fa olona mila voa tsy ary ianao ka mijinja eny amin’izay tsy namafazanao sady manangona eny amin’izay tsy nanelezanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba nanatona kosa ilay tsy nandray afa-tsy talenta iray ka nanao hoe: ‹Tompoko, fantatro fa olona lozabe ianao, fa mijinja amin’izay tsy namafazanao, ary manangona amin’izay tsy nanahàfanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona kosa ilay nandray denàry 6 000 ary nilaza hoe: «Fantatro, tompoko, fa lehilahy mila voatsiary ianao, ka mijinja amin’izay tsy namafazanao ary manangona amin’izay tsy nanelezanao.
Malagasy Bible 1865
Fa nony nanatona kosa ilay nandray ny talenta iray, dia nilaza hoe: Tompoko, fantatro fa olona mila voatsiary ianao, mijinja eny amin'izay tsy namafazanao, ary manangona eny amin'izay tsy nanahafanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony nanatona kosa ilay nandray ny talenta iray dia nilaza hoe: Tompoko, fantatro fa olona mila voa tsy ary ianao ka mijinja eny amin’izay tsy namafazanao sady manangona eny amin’izay tsy nanelezanao;
malagasy