Matthew 25:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tompony dia namaly azy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin’izay tsy namafazako aho ary manangona eny amin’izay tsy nanelezako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ilay tompony ka nanao taminy hoe: ‹Ry mpanompo ratsy sady kamo, fantatrao fa mijinja amin’izay tsy namafazako aho, ary manangona amin’izay tsy nanahàfako:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny tompony taminy: «Mpanompo ratsy sady kamo raha ianao! Fantatrao fa mijinja amin’izay tsy namafazako aho ary manangona amin’izay tsy nanelezako.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tompony namaly ka nanao taminy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin'izay tsy namafazako aho, ary manangona eny amin'izay tsy nanahafako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tompony dia namaly azy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin’izay tsy namafazako aho ary manangona eny amin’izay tsy nanelezako;
malagasy
Ary ny tompony namaly ka nanao taminy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin'izay tsy namafazako aho, ary manangona eny amin'izay tsy nanahafako;