Matthew 25:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa tokony ho nametraka ny volako tany amin’ny mpampisambo-bola ianao, koa rehefa tonga aho dia ho nandray ny ahy miaraka amin’ny zana-bola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa tokony ho napetrakao tany amin’ny mpampanàna ny volako, ary rehefa tonga aho dia ho nandray ny ahy omban-janany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, tokony ho napetrakao tany amin’ny banky ny volako ary ho noraisiko mbamin’ny zana-bola ny fananako rehefa tafaverina aho.
Malagasy Bible 1865
koa tokony ho nampanàna ny volako tamin'ny mpanana vola ianao, ka raha tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa tokony ho nametraka ny volako tany amin’ny mpampisambo-bola ianao, koa rehefa tonga aho dia ho nandray ny ahy miaraka amin’ny zana-bola.
malagasy
koa tokony ho nampanàna ny volako tamin'ny mpanana vola ianao, ka raha tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany.