Matthew 25:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa alao eny aminy ny talenta dia omeo ilay manana ny talenta folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alao àry ny talenta any amin’io ka omeo an’ilay manana talenta folo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa alao ny denàry 6 000 eny aminy, dia omeo an’ilay manana denàry 60 000.
Malagasy Bible 1865
Koa alao aminy ny talenta, dia omeo ilay manana ny talenta folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa alao eny aminy ny talenta dia omeo ilay manana ny talenta folo.
malagasy
Koa alao aminy ny talenta, dia omeo ilay manana ny talenta folo.