Matthew 25:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra manana dia homena ka hanam-be; ary izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay manana no homena, ka hanam-be izy, fa izay tsy manana kosa dia halaina aminy mbamin’izay ananany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izay rehetra manana no homena hatrany ary hanam-be; fa izay tsy manana kosa, na izay kely ananany aza dia halàna aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra manana dia homena, ka hanam-be izy; fa izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra manana dia homena ka hanam-be; ary izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
malagasy
Fa izay rehetra manana dia homena, ka hanam-be izy; fa izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.