Matthew 25:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nandray ny fanalany ny adala nefa tsy nitondra solika fiandry;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny dimy adala nitondra fanala, fa tsy nitondra solika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo adala dia nitondra ny fanalany, kanefa tsy nitondra solika;
Malagasy Bible 1865
Fa ny adala nandray ny fanalany, nefa tsy nitondra solika fitaiza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nandray ny fanalany ny adala nefa tsy nitondra solika fiandry;
malagasy
Fa ny adala nandray ny fanalany, nefa tsy nitondra solika fitaiza;[Na: fanilony]