Matthew 25:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hovoriana eo anatrehany ny firenena rehetra dia hanavaka azy ireo Izy, tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho vory eo anatrehany ny firenena rehetra, ary Izy hanavaka azy tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hangonina eo anatrehan’ny Zanak’olona ny firenena rehetra. Dia hanavaka ny olona ho roa tonta ny Zanak’olona, tahaka ny mpiandry manavaka ny ondry amin’ny osy;
Malagasy Bible 1865
ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany, dia hanavaka azy, tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin'ny osy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hovoriana eo anatrehany ny firenena rehetra dia hanavaka azy ireo Izy, tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy;
malagasy
ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany, dia hanavaka azy, tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin'ny osy;[Gr: zanak'osy]