Matthew 25:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hametraka ny ondry eo amin’ny ankavanany Izy fa ny osy kosa dia eo amin’ny ankaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ondry moa hataony eo ankavanany; ary ny osy kosa eo ankaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny ondry no hataon’ny Zanak’olona eo ankavanany fa ny osy hataony eo ankaviany.
Malagasy Bible 1865
ary hametraka ny ondry eo amin'ny ankavanany Izy, fa ny osy eo amin'ny ankaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hametraka ny ondry eo amin’ny ankavanany Izy fa ny osy kosa dia eo amin’ny ankaviany.
malagasy
ary hametraka ny ondry eo amin'ny ankavanany Izy, fa ny osy eo amin'ny ankaviany.