Matthew 25:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy nanan-kitafy Aho dia nampiakanjoinareo; narary Aho dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho dia novangianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy nitafy Aho notafianareo, narary Aho novangianareo, tany an-tranomaizina Aho notsidihinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy nitafy Aho, dia notafînareo; narary Aho, dia nokarakarainareo; tany am-ponja Aho, dia novangianareo.»
Malagasy Bible 1865
tsy nanan-kitafy Aho, dia notafianareo; narary Aho, dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho, dia novangianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy nanan-kitafy Aho dia nampiakanjoinareo; narary Aho dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho dia novangianareo.
malagasy
tsy nanan-kitafy Aho, dia notafianareo; narary Aho, dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho, dia novangianareo.