Matthew 25:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hamaly Azy ny marina ka hiteny hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Ianao ka nomenay hanina, na nangetaheta ka nampisotroinay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia hamaly Azy ny marina ka hanao hoe: Tompo, oviana no hitanay noana Ianao ka nomenay hanina; nangetaheta ka nomenay hosotroina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hanontany Azy ny olo-marina ka hanao hoe: «Tompo ô, oviana Ianao no hitanay noana ka nomenay hanina; na nangetaheta ka nampisotroinay?
Malagasy Bible 1865
Ary dia hamaly Azy ny marina ka hanao hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao ka nomenay hanina, na nangetaheta ka nampisotroinay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hamaly Azy ny marina ka hiteny hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Ianao ka nomenay hanina, na nangetaheta ka nampisotroinay?
malagasy
Ary dia hamaly Azy ny marina ka hanao hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao ka nomenay hanina, na nangetaheta ka nampisotroinay?