Matthew 25:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary oviana no hitanay nivahiny Ianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka nampiakanjoinay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Oviana no hitanay nivahiny Ianao ka nampiantranoinay, na tsy nitafy ka notafianay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Oviana Ianao no hitanay nivahiny ka nampiantranoinay, na tsy nitafy ka notafînay?
Malagasy Bible 1865
Ary oviana no hitanay nivahiny Hianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka notafianay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary oviana no hitanay nivahiny Ianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka nampiakanjoinay?
malagasy
Ary oviana no hitanay nivahiny Hianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka notafianay?