Matthew 25:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Oviana koa no hitanay narary Ianao, na tao an-tranomaizina ka novangianay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Oviana no hitanay narary Ianao na tany an-tranomaizina ka novangianay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Oviana Ianao no hitanay narary na tany am-ponja ka novangianay?»
Malagasy Bible 1865
Ary oviana no hitanay narary Hianao, na tao an-tranomaizina, ka novangianay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Oviana koa no hitanay narary Ianao, na tao an-tranomaizina ka novangianay?
malagasy
Ary oviana no hitanay narary Hianao, na tao an-tranomaizina, ka novangianay?