Matthew 25:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny hendry kosa dia nitondra solika tao anatin’ny fitondrana azy sy ny fanalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny hendry kosa nitondra fanala sy solika tamin’ny fitoeran-tsolika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ireo hendry kosa nitondra ny fanalany sady nitondra solika tamin’ny tavoahangin-tsolika.
Malagasy Bible 1865
ary ny hendry kosa nitondra solika tao anatin'ny fitondrany sy ny fanalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny hendry kosa dia nitondra solika tao anatin’ny fitondrana azy sy ny fanalany.
malagasy
ary ny hendry kosa nitondra solika tao anatin'ny fitondrany sy ny fanalany.[Na: fanilony]