Matthew 25:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa noana Aho nefa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho nefa tsy mba nampisotroinareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noana Aho tsy nomenareo hanina, nangetaheta Aho tsy nomenareo hosotroina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa noana Aho, dia tsy nomenareo hanina; nangetaheta Aho, dia tsy nomenareo hosotroina;
Malagasy Bible 1865
fa noana Aho, fa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho, fa tsy mba nampisotroinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa noana Aho nefa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho nefa tsy mba nampisotroinareo;
malagasy
fa noana Aho, fa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho, fa tsy mba nampisotroinareo;