Matthew 25:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nivahiny Aho nefa tsy mba nampiantranoinareo; tsy nitafy Aho nefa tsy mba nampiakanjoinareo; narary sy tao an-tranomaizina Aho nefa tsy mba novangianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nivahiny Aho tsy nampiantranoinareo, tsy nitafy Aho tsy notafianareo, narary Aho sy tany an-tranomaizina, tsy novangianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivahiny Aho, dia tsy nampiantranoinareo; tsy nitafy Aho, dia tsy notafînareo; narary sy tany am-ponja Aho, dia tsy nokarakarainareo.»
Malagasy Bible 1865
nivahiny Aho, fa tsy mba nampiantranoinareo; tsy nanan-kitafy Aho, fa tsy mba notafianareo; narary sy tao an-tranomaizina Aho, fa tsy mba novangianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nivahiny Aho nefa tsy mba nampiantranoinareo; tsy nitafy Aho nefa tsy mba nampiakanjoinareo; narary sy tao an-tranomaizina Aho nefa tsy mba novangianareo.
malagasy
nivahiny Aho, fa tsy mba nampiantranoinareo; tsy nanan-kitafy Aho, fa tsy mba notafianareo; narary sy tao an-tranomaizina Aho, fa tsy mba novangianareo.