Matthew 25:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hamaly kosa ireo hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Ianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nitafy, na narary, na tao an-tranomaizina, ka tsy mba nanompo Anao izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hamaly Azy koa ireo hanao hoe: Tompo, oviana no hitanay noana Ianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nitafy, na narary, na tany an-tranomaizina ka tsy namonjy Anao izahay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hanontany Azy kosa ireo ka hanao hoe: «Tompo ô, oviana Ianao no hitanay noana na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nitafy, na narary, na tany am-ponja ka tsy nampianay?»
Malagasy Bible 1865
Ary dia hamaly kosa ireo hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nanan-kitafy, na narary, na tao an-tranomaizina, ka tsy mba nanompo Anao izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hamaly kosa ireo hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Ianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nitafy, na narary, na tao an-tranomaizina, ka tsy mba nanompo Anao izahay?
malagasy
Ary dia hamaly kosa ireo hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nanan-kitafy, na narary, na tao an-tranomaizina, ka tsy mba nanompo Anao izahay?