Matthew 25:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy hamaly azy ireo hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay tsy nataonareo tamin’ny iray amin’ireto kely indrindra ireto no tsy mba nataonareo Tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hovaliany hoe: Lazaiko marina aminareo fa isaky ny tsy nanao izany tamin’ny anankiray amin’ireto kely indrindra ireto ianareo, dia tsy nanao izany tamiko koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hovalian’ny Mpanjaka hoe: «Lazaiko marina aminareo fa araka izay tsy nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto havako madinika indrindra ireto no tsy nataonareo tamiko.»
Malagasy Bible 1865
Fa hamaly azy Izy ka hanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay tsy nataonareo tamin'ny anankiray amin'ireto kely indrindra ireto no tsy mba nataonareo tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy hamaly azy ireo hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay tsy nataonareo tamin’ny iray amin’ireto kely indrindra ireto no tsy mba nataonareo Tamiko.
malagasy
Fa hamaly azy Izy ka hanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay tsy nataonareo tamin'ny anankiray amin'ireto kely indrindra ireto no tsy mba nataonareo tamiko.Ary ireo dia hiala ho any amin'ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina ho any amin'ny fiainana mandrakizay.