Matthew 25:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo dia hiala ho any amin’ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina dia ho any amin’ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho any amin’ny fijaliana mandrakizay ireo, fa ny marina kosa, ho any amin’ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hiroso ho any amin’ny fijaliana maharitra mandrakizay ireo fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiaina-maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia hiala ho any amin'ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina ho any amin'ny fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo dia hiala ho any amin’ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina dia ho any amin’ny fiainana mandrakizay.
malagasy
Ary ireo dia hiala ho any amin'ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina ho any amin'ny fiainana mandrakizay.