Matthew 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha naharitra ela ny mpampakatra dia samy rendremana izy rehetra ka natory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho ny fahelan’ny mpampakatra, dia samy rendremana izy rehetra ka natory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andrasana ela ny fiavian’ny mpampakatra, ka dia samy rendremana avokoa izy folo vavy ary natory.
Malagasy Bible 1865
Ary raha naharitra ela ny mpampakatra, dia samy rendrehana avy izy rehetra, ka dia natory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha naharitra ela ny mpampakatra dia samy rendremana izy rehetra ka natory.
malagasy
Ary raha naharitra ela ny mpampakatra, dia samy rendrehana avy izy rehetra, ka dia natory.